ookieHitady tantara…/MamakyOlon-dehibe
Tantara iray · amin ny MG
Ao amin'ny fanangonanaMadagasikara
Aiza ny trozona?
Pejy22
Fotoana famakiana11 min
Feo—
Fianakaviana dimy mianaka no nanao fialan-tsasatra tany Nosy Boraha. Ny momba ny trozona ihany no notantarain'ireo zokiny roa tamin'ny mpiara-mianatra aminy rehetra… saingy amin'ny volana aprily, tsy any ny trozona. Diso fanantenana izy ireo ka te hody, mandra-pampisehon'ilay nosy azy ireo ny zavatra hafa rehetra afeniny.
Vakio amiko
Mbola tsy nisy feo malagasy voarakitra ho an’ity tantara ity.
Mbola tsy misyNy feo ananantsika
Voadika tanteraka ny tantara — ny feo ihany no tsy ampy. Ny famakiana amin’ny teny malagasy dia mandeha tsara toy ny mahazatra.
Raketina tsikelikely, tantara iray isaky ny indray mandeha, ny famakiana amin’ny teny malagasy. Rehefa hanana feo ity, dia hiseho eto ho azy — tsy misy tokony hovelomina.
